Ry Tanindrazanay malala ô Ry Madagasikara soa. Ny fitiavanay anao tsy miala, Fa ho anao ho anao doria tokoa. | Ô Terre de nos ancêtres chérie Ô belle Madagascar Notre amour pour toi ne faillira pas Et restera à ta cause éternellement fidèle. |
| ПРИПЕВ |
Tahionao ry Zanahary 'Ty Nosindrazanay ity Hiadana sy ho finaritra He sambatra tokoa izahay. | Aide le, ô Créateur, Cette île de nos ancêtres Qu'elle connaisse joie et bonheur Et nous serons vraiment heureux. | |
Ry Tanindrazanay malala ô Irinay mba hanompoana anao Ny tena sy fo fanahy anananay 'zay sarobidy sy mendrika tokoa. | Ô Terre de nos ancêtres chérie Nous espérons te servir Avec notre corps, notre cœur, notre âme, ce que nous avons de plus précieux Et digne. | | |
| ПРИПЕВ | | |
Ry Tanindrazanay malala ô Irinay mba hitahiana anao, Ka Ilay Nahary izao tontolo izao No fototra ijoroan'ny satanao. | Ô Terre de nos ancêtres chérie Nous espérons que tu sois bénie, Que celui qui a créé l'Univers Soit le maître de ton destin. | | |
| ПРИПЕВ | | |